Teny iditra savasava (sava)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanalana izay manentsina na manelingelina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [duplicatif diminutif] [1.3]
Ohatra Savasava ranon' ando ihany anefa ity. [2.298]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20