Teny iditra | misento (sento) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandefa sento: Misento lava io mahantra io Miato kely: Nisento kely izahay nony tongateo an-dohasaha [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To sigh; to sob [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Soupirer, sangloter [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny misento io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |