|
|
|
|

Teny iditra 1  sento
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  13 Fisintonana sy famoahana fofon' aina mafy sady mitarika lavalava, ateraky ny alahelo na embona: Be sento io zaza io ka mety harary fo rehefa lehibe
14 Alahelo: Mitsikia, atsaharo ny sento
15 Fitrohana zavatra amin' ny orona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 a sigh, a sob [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 soupir, sanglot [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20