|
|
|
|

Teny iditra 1  misesy
Fototeny  2 sesy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mifandimby tsy an-kijanona: Misesy foana ny olona maka fanafody ato izany
9 Mitohy tsy tapaka: Misesy loatra ny asa ka vizana aho
10 Isanisany avy, tsirairay avy: Lafoko dimampolo amby zato misesy ireo bitro foio nentiko tany an-tsena [1.1]
Mpanahaka  11  an-kisesy, 12  dodoria, 13  sesilany, 14  sesimontotra, 15  sesirivotra, 16  tohokafo, 17  tsy an-kiato, 18  tsy an-kijanona, 19  tsy miato

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22