| Teny iditra | 1 misiaka |
| Fototeny | 2 siaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mamoaka feo kely mikiririoka avy amin' ny fanosehana ny rivotra amin' ny molotra sy ny nify; misioka: Heno misiaka ny bibilava
9 Manao feon-kira amin' ny siaka: Mahay misiaka hira betsaka io zazalahy kely io 10 Miantso amin' ny siaka: Misiaka alika [1.1] |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 masikia, 13 misaika, misiaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|