Teny iditra | 1 misiaka |
Fototeny | 2 siaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamoaka feo kely mikiririoka avy amin' ny fanosehana ny rivotra amin' ny molotra sy ny nify; misioka: Heno misiaka ny bibilava 5 Manao feon-kira amin' ny siaka: Mahay misiaka hira betsaka io zazalahy kely io 6 Miantso amin' ny siaka: Misiaka alika [1.1] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 asaikim, misaika, misiaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |