|
|
|
|

Teny iditra 1  misikidy
Fototeny  2 sikidy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao sikidy: Mianatra misikidy Rakoto
9 Mamantatra ny ho avy na ny fitsaboana aretina amin' ny alalan' ny sikidy: Matoky ny olona misikidy ve ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to practice divination by the sikidy rite [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 deviner par le rite du sikidy, prédire [1.8]
Ohatra  12  Rahazavatra atao, dia misikidy ny andriana, dia mamono vorona ny mpisikidy, asaina mamono vorona ny mpanozon-doha (mampinona akoholahy); [2.48]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21