Teny iditra misilantsilana (silantsilana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mipelipelika, mihetsiketsika noho ny hajejoana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misilantsilana
Ny lasa : nisilantsilana
Ny hoavy : hisilantsilana
Filaza mandidy : misilantsilàna

Teny iditra misilantsilàna (silantsilana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misilantsilana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20