Teny iditra (1/3) | 1 misinda |
Fototeny | 2 sinda |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mibilaka, mivena, misilaka [1.1] |
Teny iditra (2/3) | 5 misinda |
Fototeny | 6 sinda |
Sokajin-teny | 7 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
8 Mihataka, miala, manalavitra: Nisinda teo anatrehanao izy raha vao nilazako izany. / Ao (anatin' ny fo) ny nofy novolavolaina -- izay nisinda nalaky, tsy hita -- Ao no rendrika ilay nantenaina -- ilay sambo nataoko ho tafita (J.J. Rabearivelo) 9 Misava: Efa nisinda ny zavona [1.1] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/3) | 14 misindà |
Fototeny | 15 sinda |
Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misinda |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.3] |
Tsanganana sy sary iray takila |
19 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 20 misinda, misindà, misinda, misindà |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |