Teny iditra | misingotra (singotra) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voafatotra: Voafingan' ny fandrotrarana aho ka lavo, toy ny nisingotra iny ny tongotro Voarain' ny tadivavarana, voan' ny amparapaingo: Nisingotra ilay vorona ka tsy afaka nikopoka Sahirana mafy azon' ny: Misingotry ny volan' olona Rakoto [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny misingotra io | ||||||
Fivaditsoratra | misingotra, tsimirango |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |