|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  misintona
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mihemotra (toy ny lamba sasany rehefa avy nosasana): Misintona ny lamba volonondry rehefa sasana
Mihena (toy ny rano tondraka rehefa lasa ny orana): Tsy ela dia nisintona ny rano
Mikainkona: Nisintona ny hozany
Ohatra  4  [2.472] Ny tena tetikay dia hanao rodorodon-drano vaky, miseho tampoka amin' ny hery tsy hay tohaina, dia misintona tahaka izay ihany.
Fototeny  5  sintona
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny misintona io

Teny iditra (2/2)11  misintòna
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misintona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3]
Fototeny  15  sintona

Fivaditsoratra  16  atsinomin, isintonam, misintona, misintòna, natsinomi, nosintaim

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13