|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  misiontsiona
Fototeny  2 siontsiona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mivezivezy atsỳ sy arỳ
9 Mandeha somary menamenatra fa tsy tanteraka ny nokasaina: Lasa ny anao nisiontsiona irery nody [1.1]

Teny iditra (2/2) 10  misiontsiòna
Fototeny  11 siontsiona
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misiontsiona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  misiontsiòna, misiontsiona, 13 misointsoina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19