|
|
|
|

Teny iditra 1  misitraka
Fototeny  2 sitraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mihaika, mihatsy namana hiady ka mandòna azy kely amin' ny tongotra ary manao hoe: "sitraka" [1.1]

Fivaditsoratra  8 maritsika, misitraka, 9 mitsiraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20