| Teny iditra | 1 misitrika |
| Fototeny | 2 sitrika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 [Sihanaka] miery
[1.78] 9 Milentika: Vonjeo fa nisitrika iry lakana 10 Miditra, mitsofoka lalina: Nisitrika tany anaty ala tany izy 11 Miery, miafina ao anaty zavatra: Nisitrika tao an-trano izy ka tsy hitan' ny polisy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 to hide
13 to dive [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 se cacher
15 plonger [1.8] |
| Mpanahaka | 16 mifonoka |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 18 marikitsy, 19 misitraky, misitrika, 20 mitsirika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|