Teny iditra misokitra (sokitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao sarin-javatra sokirina: Mahay misokitra ny foko maromaro ao atsimo ao
Voasa amin' ny fandraka: Iza no nanana ity sary misokitra ity?
Maka amin' ny fitaovana marani-doha: Misokitra voankazo
Miangavy mafy, mangataka fatratra: Nisokitra ahy mafy Rakoto fa tsy nety namboraka ny tsiambarateloko aho [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misokitra
Ny lasa : nisokitra
Ny hoavy : hisokitra
Filaza mandidy : misokira

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20