| Teny iditra | 1 misolafaka |
| Fototeny | 2 solafaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mibolisatra, mikorisa fa malama ny tany diavina: Nisolafaka ny tongony ka lavo izy
9 Lavo na potraka noho ny halemena: Nisolafaka ilay tovovavy, ka voa vao latsaka am-panenenana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to slip
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 glisser
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|