|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  solafaka
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  6 mikorisa ny tongotra ka mianjera, mibolisatra, mibolasitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 slipping [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qui glisse, comme le pied sur une pente ou sur un terrain glissant: [1.3]
9 qui glisse [1.8]
Ohatra  10  solafaka ilay akoho nandeha teo ambony sahafa [1.1]
11  solafaka eo hianao, fa aza mandeha eo (Vous allez glisser, ne passez pas par là) [1.3#620]
12  Miadana, satria vao solafaka kely foana dia hatsipin' ny sambo hatelin' ny rano. [2.471#15]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 14  solafaka
Sokajin-teny  15  matoanteny mpamaritra
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  19 diso noho ny halemena na tsy fahalalana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20 qui se trompe par ignorance ou par faiblesse [1.3]
Ohatra  21  Olombelona ihany ka solafaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17