|
|
|
|

Teny iditra 1  misolo
Fototeny  2 solo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao ny asan' ny... mitana ny toeran' ny...: Rakoto no nisolo ny mpitantsoratra nanavy
9 Manova: Mbola misolo akanjo izy
10 Miova: Misolo matetika loatra ny dokotera eto amintsika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be a substitute for [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 être remplacé, compensé [1.3#623]
Ohatra  13  Fantatr' ilay nanao anefa fa misolo toerana ilay nampiany izy na miara-voa aminy raha tratra. [2.472#208]
14  Raha misy tsy fahafahany dia ny lehiben' ny firaketan-draharahan' ny Fitsarana Fandravana no misolo azy. [1.320#]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how misolo
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  misolo, 17 mosoly

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21