|
|
|
|

Teny iditra 1  misomarodoka
Fototeny  2 somarodoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Manao raharaha maimaika, miomana amim-pifaliana sy miheninkenina hanatrika fotoana: Misomarodoka ny mpianatra rehetra fa hiarahaba ny talen' ny sekoly tonga fety [1.1]
Tovy hevitra  8 misomarototra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22