Teny iditra misomarototra (somarototra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao raharaha maimaika, miomana amim-pifaliana sy miheninkenina hanatrika fotoana: Misomarototra ny mpianatra rehetra fa hiarahaba ny talen' ny sekoly tonga fety [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misomarototra
Ny lasa : nisomarototra
Ny hoavy : hisomarototra
Tovy hevitra misomarodoka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05