|
|
|
|

Teny iditra 1  misompatra
Fototeny  2 sompatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao izay hahavoa ny sasany: Misompatra namana Ibalita ka tsy misy tia azy ny namany
9 Manimba zavatr' olona noho ny haratsian-toetra fotsiny izao: Tsy tsara ny misompatra volin' olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to do wanton damage [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 saboter, détruire par vandalisme [1.8]
12 voir manompatra [1.6]
Ohatra  13  Fandidiana mantsy ny savatsy, mihatra aman'aina ka ilana fitandremana fatratra sao misy fahavoazana na misy misompatra amin'ny ody ratsy. [2.606#]
14  Ny finoana no ahalalantsika kristianina fa misy ireo fanahy tsara sy fanahy ratsy atao hoe anjely sy demony: tena elanelan' ny tany sy ny lanitra izy ireo, fa tsy biby tsy olom-belona ary tsy Andriamanitra, fa ny anjely mitahy antsika ary ny demony misompatra antsika. [2.296#]
Tovy hevitra  15 manompatra
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 mampitrosa, misompatra, 18 mpamositra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22