|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sompatra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ratsy fanahy, faly ny manao izay hahavoa ny sasany, hanimba ny zavatry ny sasany; mihetraketraka: Sompatra koa itony andro: fety sy lanonana vao avy ny orana!
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] malicious, doing wanton damage
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] malicieux, qui fait le mal exprès
Ohatra  6  Eny," hoy izy roa lahy, 'liamindra-fo hiany izahay, fa tsy ho sompatra; [2.293#]
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Mpanahaka  12  sosy, sosisosy, sopisopy, manao hasomparana, manao ankasomparana, manao ankaso, manao ady fiady, misotasota, manao somonga ratsy, mihetraketraka, misetrasetra
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny sompatra io

Teny iditra (2/2)17  sompatra
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny frantsay  19  [1.196] Nom donné aux plantes qu'on pense utilisées par les sorciers pour des maléfices. Ce sont surtout :
Astrotrichilia sp. (Meliaceae). Réf. Service Forestier 10216. [Sakalava]
Probablement un Dichaetanthera (Melastomaceae). Arbuste à très jolies fleurs, mais de mauvaise réputation. [Tanala]
Voambolana  20  Haizavamaniry
21  Fivavahana, finoana
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  23  rom-patsa, sompatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21