|
|
|
|

Teny iditra 1  misondrotra
Fototeny  2 sondrotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitombo, mihalava, mihalehibe: Misondrotra haingana ity zanakazo ity izanysondrotra ny rano tamin' ny fahavaratra farany tao ~ Nisondrotra ny rano tamin' ny fahavaratra farany tao
9 Mitombo vidy, mihalafo: Misondrotra ny vidin-kena
10 Miakatra ambony, misavoana: Nisondrotra teny amin' ny habakabaka ilay sarim-papango ~ Nisondrotra teny ambonin' ny tafontrano ny lelafo
11 Miakatra voninahitra, lasa ambony: Nisondrotra ho tale, hono, Rakoto ~ Nisondrotra noho ny fianarana ny zanakao [1.1]
12 miakatra, mitombo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  13 s'élever; augmenter [1.13]
14 former ses épis pour les céréales [1.196]
Ohatra  15  Eo an-tampon' ny havoana kely misondrotra eo an-tsisin' ny tany lemaka no misy azy. [2.587#]
16  Tsy maninona anefa izany, ekenay an-tsitrapo, raha mba misondrotra sahala amin' ny zanaky ny olona ialahy. [2.472#158]
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe misondrotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20