Teny iditra | misongasonga (songasonga) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Misokatra kely somary miainga ila; miainga kely ny ilany: Misongasonga ny lamban' ny zazakely fa amboary tsara [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | misonga | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |