|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  misonga
Fototeny  2  songa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Misokatra kely somary miainga ila; miainga kely ny ilany: Misonga ny lamban' ny zazakely fa amboary tsara
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8  misongasonga
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)10  misonga
Fototeny  11  songa
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.13] mitombo na manonga
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.13] croissant
Voambolana  15  Matematika: alijebra
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  19  isongam, misonga, ngaosim, nogasim, somangy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21