Teny iditra misoroka (soroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manala tany na ahitra amin' ny angady izay asosa hisafosafo ny tany: Antsoy Ikoto hisoroka ny tokotanintsika
Midify, miala amin' ny...: Mahay misoroka ny.totohondrin' ny ankilany izy saingy tsy mahay mamely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To clear off (the ground); to dodge, to elude [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Nettoyer avec une bêche; s'esquiver de, esquiver [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misoroka
Ny lasa : nisoroka
Ny hoavy : hisoroka
Filaza mandidy : misoroha
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/14