Teny iditra misotrasotra (sotrasotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihinana mambosibosika [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misotrasotra
Ny lasa : nisotrasotra
Ny hoavy : hisotrasotra
Filaza mandidy : misotrasotrà

Teny iditra misotrasotrà (sotrasotra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misotrasotra [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20