Teny iditra |
mitabataba
(tabataba)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manao horakoraka na kotaba: Roahy any ireo ankizy ireo fa mitabataba Misy korontana: Mitabataba ny faritany raha tsy mahay mitondra ny lehibe [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To be noisy, to be clamorous, to bustle; to talk merrily. [1.2]
|
| To be noisy; to raise a clamor; to be disorderly [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Faire du tapage; troubler l'ordre public [1.8]
|
Ohatra | nitabataba, nihorakoraka, nanao fihinanam-be nisotro toaka mamo.
[2.472]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mitabataba |
Ny lasa : |
nitabataba |
Ny hoavy : |
hitabataba |
Filaza mandidy : |
mitabatabà |
|
Tovy hevitra | |
Ohabolana |
|
Teny iditra |
mitabatabà
(tabataba)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitabataba
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|