|
|
|
|

Teny iditra 1  mitadidy
Fototeny  2 tadidy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Antesaka] mitantara, mahatsiaro [1.78]
9 Manao izay hahatsiarovana zavatra na olona: Noarahabaiko izy, nefa tsy namaly ny arahabako, fa mbola nitadidy ny anarako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to remember, to recollect, to keep in the memory. [1.2]
11 to remember, to recollect [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 se souvenir, se rappeler [1.8]

Fivaditsoratra  13 didy maty, mitadidy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20