|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  tadidy
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
6  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  15 Tsaroana, tsy hadino [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 remembered [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 recollected; talily is used in the provinces [1.3]
18 dont on se souvient, rappelé [1.8]
Ohatra  19  Ireto ny vitsivitsy tadidy. [2.508#338]
20  Tsy tadidiko intsony ny trano nipetrahanay teto taloha [1.1]
21  Ny hafaliany mantsy hiofo ho tadidy ny fahiny! [1.244]
Fikambanana  22  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny how tadidy

Teny iditra (2/4) 23  tadidy
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny malagasy  25 Fahatsiarovana, arika: Very tadidy [1.1]
Fikambanana  26  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how tadidy

Teny iditra (3/4) 27  tadidy
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29 [Sihanaka+Tanosy] angano [1.78]
30 [Antesaka] lovantsofina, tantara [1.78]
31 [Sihanaka] fitadidiana [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  32 [Provincial] a tale, a story, a fable. See angano [1.2]
Voambolana  33  Haisoratra: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (4/4) 34  tadidy
Sokajin-teny  35  anarana
Fanazavàna teny anglisy  36 [Provincial] business, the question in hand [1.2]
Tovy hevitra  37 talily

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22