|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitafa
Fototeny  2 tafa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miresaka lavareny toa entina mandany andro fotsiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to converse, to chat [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 Causer, jaser, babiller pour passer le temps [1.3]
Ohatra  11  veloma ka finareta Razandry
tiava vady miresaha amin-kavana
kanefa raha mitafa
izaho ihany no ataovy am-bentin-teny
[2.131]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 13  mitafà
Fototeny  14 tafa
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitafa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 famaty, 17 famita, mitafà, mitafa

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19