Teny iditra | mitafa (tafa) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miresaka lavareny toa entina mandany andro fotsiny [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To converse, to chat [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Causer, jaser, babiller pour passer le temps [1.3] | ||||||||
Ohatra | veloma ka finareta Razandry tiava vady miresaha amin-kavana kanefa raha mitafa izaho ihany no ataovy am-bentin-teny [2.131] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mitafa io | ||||||||
Teny iditra | mitafà (tafa) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitafa | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |