| Teny iditra | 1 mitafo |
| Fototeny | 2 tafo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Misy tafo: Hitanao ve ilay trano avara-dalana mbola tsy mitafo io? ~ Trano mitafo vifotsy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to be roofed
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 être couvert d'un toit
[1.8] |
| Ohatra |
10 Tranoheva iray lehibe mitafo bozaka kosa, no eo atsimon-trano manaraka ny halavan' ny rindrina.
[2.470#151]
11 Trano zozoro kely mitafo herana efa mila hianjera ilay izy [2.472#103] |
| Fivaditsoratra | 12 famoty, 13 mifota, mitafo, 14 mitofa |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|