Teny iditra mitahia fa lasan-ko razana
Singan-teny mitahia ; lasa ; ho ; razana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny tenenina ataon' ny olona miresaka ka manonona ny anaran' olona efa maty amin' ny andro alina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25