|
|
|
|

Teny iditra 1  mitahiry
Fototeny  2 tahiry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manokana amin' ny toerana iray mba tsy ho lany na ho very na ho simba: Mitahiry vola hampianarany ny zanany rahatrizay izy
9 Mitana: Tsy nitahiry afa-tsy izay boky ilainy izy fa namidiny daholo ny sisa rehetra
10 Mitana amim-pitandremana, mampaharitra amin' ny toetra tsara: Nitahiry ny hadiovam-pony izy mandra-pahafatiny
11 Mampaharitra: Mitahiry izao tontolo izao Andriamanitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to keep, to take care of, to guard [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 conserver, garder [1.8]
Ohatra  14  Ny tatavia dia kitapo mitahiry ny amany. [2.424#]
15  Avoahy haingana re, Andriamatoa, raha misy fa mitahiry loza! [2.643#]
16  mitahiry tsiambaratelo mavesatra ny toerana maro any an' ala. [2.472#]
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe mitahiry
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21