| Teny iditra | 1 tahiry |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Zavatra sarobidy na vola angonina amin' ny toerana iray hitsinjovana ny ho avy; rakitra: Nolaniny ny tahirin-dray aman-dreniny
11 Fitandremana na fitanana ainin' ny toerana iray: Hataoko tsara tahiry ireo bokinao ireo fa aza matahotra [1.1] 12 fitsitsiana; ambim-bava [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 something saved up
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 ce qu'on économise, thésaurise
[1.8] 15 économie; épargne, stock; mémoire [1.13] |
| Ohatra |
16 Be ihany ny tahiry navelany, nefa dia fongana tsy nisy horaisina intsony.
[2.470#118]
17 Nanana tahiry kely ihany aho, nandritra ny niasako teny amin' i s/s "Chantilly" [2.471#48] |
| Voambolana | 18 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Fikambanana | 19 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 14 misy ny teny how tahiry |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 21 ahitry, tahiry |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|