|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitaina
Fototeny  2 taina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandrehitra, mampiasa ho kitay: Betsaka ve any ambanivohitra no mbola mitaina bozaka [1.1]
9 [Bezanozano] mandrehitra afo [1.78]

Teny iditra (2/2) 10  mitainà
Fototeny  11 taina
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitaina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 amainty, 14 amianty, 15 mainaty, 16 maniaty, 17 matiañy, mitainà, mitaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18