|
|
|
|

Teny iditra1  mitalaho (talaho)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mangataka arahim-piangaviana fatratra, mangataka mafy, miambezo, mitampesona: Nitalaho tamiko izy mba horaisiko ny zanany
4  Mangata-pitahiana amin-Janahary ho ana marery, olona' ndeha hivahiny...: Mitalaho aminao izahay, ry Tompo, mba sitrano ny zanakay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to entreat, to beg earnestly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  prier, supplier [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20