|
|
|
|

Teny iditra 1  mitamberina
Fototeny  2 tamberina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandeha dia miverina
9 Mivezivezy, mivoivoy
10 Mihodinkodina eo an-toerana ihany [1.1]
Ohatra  11  mitamberina ao an-tsaina mandrakariva ny endriny sy ny fahavelomany fahiny. [2.470#71]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20