|
|
|
|

Teny iditra 1  mitampisaka
Fototeny  2 tampisaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miraikitra amin-javatra iray ka toa mipetaka na mifetaka amin' io mihitsy: Mitampisaka amin' ny vody vilany ny ampango
9 Miankina akaiky dia akaiky: Nitampisaka tao am-baravarana tao izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to shrink up of one's self, to appear flat, to press against the side of anything. See tampify (fify). [1.2]

Fivaditsoratra  11 mampitsaika, mitampisaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20