|
|
|
|

Teny iditra 1  tampisaka
Fototeny  2 fisaka
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  17 Fifitsahana hiafina; firaiketana amin-javatra iray ka toa mipetaka na mifetaka amin' io mihitsy
18 Hataka efa dia misolelaka erỳ [1.1]
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe tampisaka

Fivaditsoratra  20 mitsapaka, tampisaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04