|
|
|
|

Teny iditra 1  mitandahatra
Fototeny  2 tandahatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Nilahatra lava mitandavana: Arý misy trano telopolo mitandahatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to line up, to stand in line [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 s'aligner, se mettre en queue [1.8]
Ohatra  11  Feno an-dRavokatra mivady ny tsena, ka tapitra notetezina avokoa na ny magazay mitandahatra, na ny "pavillon" mpivaro-damba sy firavaka, na ny mpandafo mialokaloka amin' ny elobeny. [2.470#103]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20