|
|
|
|

Teny iditra 1  mitango
Fototeny  2 tango
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manapaka amin' ny tanana na amin' ny antsy ny ravina na ny laingon' ny anana: Mitango ravim-boangahazo
9 Manapaka ny tongotra sy ny elatry ny valala: Mitango valala lena [1.1]
10 [Bezanozano] mioty, mitsongo [1.78]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how mitango
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 mangôty, mitango

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21