Teny iditra (1/6) | 1 tango |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanapahana amin' ny tanana na amin' ny antsy ny ravina na laingon' ny anana; fanapahana ny tongotra sy ny elatry ny valala |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] action de couper avec les doigts ou le couteau les feuilles, les herbes qu'on doit faire cuire, d'arracher avec les doigts les pattes et les ailes des sauterelles |
Ohatra |
5 Rahefa tonga ny tango voanjo, mitsahatra iray volana indray ny mpianatra [2.472] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny tango io |
Teny iditra (2/6) | 14 tango |
Sokajin-teny | 15 matoanteny mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3] coupé |
Teny iditra (3/6) | 17 tango |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.1] Tahon-tsotro andraisana azy; zarana, taho |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.3#671] le manche de la cuillère |
Voambolana |
21 Fitaovana |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/6) | 23 tango |
Sokajin-teny | 24 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
25 [1.78] [Tanala]
zanatsipika |
Teny iditra (5/6) | 26 tango
![]() |
Sokajin-teny | 27 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
28 [1.66] mena mavokely mangatraka |
Teny iditra (6/6) | 29 tango
![]() |
Sokajin-teny | 30 anarana (lahy) |
Fanazavàna teny frantsay |
31 [1.66] tangô (karazan-dihy vahiny milantolanto) |
Fivaditsoratra | 32 tango, tonga |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |