|
|
|
|

Teny iditra 1  mitanika
Fototeny  2 tanika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Bara] manao toaka [1.78]
9 [Bezanozano+Tanala] mahandro, manao toaka amin'ny fitanehana [1.78]
10 Mampangotraka: Mitaneha kely tambavy, rankizyMitaneha kely tambavy, rankizy a!
11 Mampiempo: Mitanika menaka izy
12 Manasitily: Mitanika betsabetsa ny Betsimisaraka
13 Mafana migaingaina toa manempotra: Mitanika izany hainandro izany [1.1]
14 mahandro maharitra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  15 to boil, to cook [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 faire bouillir [1.8, 1.13]
17 faire cuire [1.8]
18 distiller [1.13]
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  20 manitaky, 21 manitika, 22 mitañaky, mitanika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21