|
|
|
|

Teny iditra 1  tanika
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  12 Fampangotrahana, fandrahoana, fampiempoana, fampandevonan-ko etona, fanenjehana sy fizohina tsy an-kijanona: Ataovy maty tanika ny laoka fa mafy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13 acton de faire bouillir, de faire cuire, de faire évaporer, d'exposer au soleil
14 action de poursuivre quelqu'un sans relâche [1.3]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe tanika

Fivaditsoratra  16 antaky, 17 antika, 18 takina, tanika, 19 Tankay

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04