| Teny iditra (1/3) | 1 mitanisa |
| Fototeny | 2 tanisa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manao tanisa
9 Manonona tsirairay, milaza antsipiriany: Nitanisa ny fahavoazany teo izy nandritra ny antsasak' adiny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to enumerate
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 énumérer
[1.8] 12 dénombrer, citer, énumérer [1.13] |
| Teny iditra (2/3) | 13 mitanisa |
| Fototeny | 14 tanisa |
| Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny anglisy |
20 to conjugate a verb
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 conjuguer un verbe
[1.8] 22 conjuguer [1.13] |
| Voambolana | 23 Haiteny |
| Teny iditra (3/3) | 24 mitanisà |
| Fototeny | 25 tanisa |
| Sokajin-teny | 26 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitanisa [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 27 atsimina, 28 manitsia, 29 masinaty, 30 maty sina, mitanisa, mitanisà, 31 mitsiaña, 32 samainty |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|