|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mitao
Fototeny  2 tao
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miomanomana toy ny ho any an' ady, hanafika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to prepare to go to war [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 faire des préparatifs pour aller en guerre [1.8]
Ohatra  11  Efa mandroso ity ny ady amin' ny vazimba ry Imerina ka tsy maintsy mitao fatratra isika na dia naharesy azy aza teo, dia ataliorana fandrao hamaly faty izy. [1.436#]

Teny iditra (2/3) 12  mitao
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14 [Antesaka] mitondra [1.78]

Teny iditra (3/3) 15  mitao
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  17 [Antesaka] mangataka [1.78]

Fivaditsoratra  18 atimo, 19 maito, 20 maoty, 21 Matio, 22 matoy, 23 miato, 24 miota, mitao, 25 mitoa, 26 moita, 27 tamio, 28 tamoy, 29 taomy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20