|
|
|
|

Teny iditra 1  mitaona
Fototeny  2 taona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitondra (zavatra) avy amin' ny toerana anankiray mankamin' ny toerana hala: Mitaona fasika no raharahan' io lehilahy io
9 Mitarika hanao: Izy ihany no nitaona ahy hivarotra [1.1]
10 mitatitra zavatra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  11 Charrier, porter ; entraîner, pousser, tenter [1.3#681]
12 transporter [1.13]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mitaona
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 Amonita, 16 manaito, 17 mañatoy, 18 manitoa, 19 Maonita, 20 maotina, 21 miantoa, 22 mitanoa, mitaona, 23 tamoina, 24 taomina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21