|
|
|
|

Teny iditra1  mita rano
Singan-teny  2  mita, rano
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  mandeha an-dakana na mirobo-drano mba hiampita [1.1]
Ohatra  5  Lalina ny faharatsian' ny lalana fehizay, fa indraindray mitarano be voay sady manonja, anefa lakan-kely no andehanana. [2.649#]

Fivaditsoratra  6  amitrano, manoitra, mianotra, mita rano, mitarona, tanimora

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28